Jeremia 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Na ny rahalahinao sy ny ankohonan-drainao aza mantsy namitaka anao.+ Na ireny aza miantsoantso avy ao andamosinao. Aza matoky azy mihitsy na dia zava-tsoa aza no lazainy aminao.+
6 Na ny rahalahinao sy ny ankohonan-drainao aza mantsy namitaka anao.+ Na ireny aza miantsoantso avy ao andamosinao. Aza matoky azy mihitsy na dia zava-tsoa aza no lazainy aminao.+