Ohabolana 26:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Aza matoky azy+ na dia manao teny malefaka aza izy,+ fa zavatra fito maharikoriko+ no ao am-pony. Jeremia 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izao foana no lazainy amin’ireo tsy manaja ahy: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hahita fiadanana ianareo.”’+ Ary izay rehetra mandeha araka ny ditran’ny fony+ kosa ataony hoe: ‘Tsy hisy loza hanjo anareo.’+
17 Izao foana no lazainy amin’ireo tsy manaja ahy: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hahita fiadanana ianareo.”’+ Ary izay rehetra mandeha araka ny ditran’ny fony+ kosa ataony hoe: ‘Tsy hisy loza hanjo anareo.’+