Joba 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy hotononina intsony ny haran-dranomasina*+ sy ny vato krystaly,Satria sarobidy noho ny perla iray kitapo ny fahendrena.+ Ohabolana 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa tsara noho ny haran-dranomasina* ny fahendrena,+ ary tsy misy afaka mifampitaha aminy ny zava-mahafinaritra rehetra.+
18 Tsy hotononina intsony ny haran-dranomasina*+ sy ny vato krystaly,Satria sarobidy noho ny perla iray kitapo ny fahendrena.+
11 Fa tsara noho ny haran-dranomasina* ny fahendrena,+ ary tsy misy afaka mifampitaha aminy ny zava-mahafinaritra rehetra.+