FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Manompoa an’i Jehovah amin-tahotra,+

      Ary mifalia, nefa koa mangovita.+

  • Ohabolana 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+

  • Ohabolana 23:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Aoka ny fonao tsy hitsiriritra ny mpanota,+ fa matahora foana an’i Jehovah,+

  • Jeremia 32:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Hanao fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra amin’izy ireo aho,+ ka tsy handao azy mba hanasoavako azy.+ Dia hataoko ao am-pony ny fahatahorana ahy mba tsy hialany amiko.+

  • Filipianina 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa tahaka ny nankatoavanareo+ mandrakariva, ry malala, tsy tamin’izaho teo aminareo ihany, fa vao mainka aza amin’izao izaho tsy eo aminareo izao, dia miezaha mafy foana amin-tahotra+ sy hovitra, mba hahazoanareo famonjena.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara