1 Mpanjaka 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Homeko anao koa izay tsy nangatahinao,+ dia harena+ sy voninahitra, ka tsy hisy mpanjaka ho tahaka anao, amin’ny andro rehetra iainanao.+ Salamo 84:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Jehovah Tompon’ny tafika ô, sambatra izay olona matoky anao.+
13 Homeko anao koa izay tsy nangatahinao,+ dia harena+ sy voninahitra, ka tsy hisy mpanjaka ho tahaka anao, amin’ny andro rehetra iainanao.+