Deoteronomia 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza ampiana ny teny andidiako anareo ary aza anesorana,+ mba hitandremanareo ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo. Apokalypsy 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Izao no ambarako amin’izay rehetra mandre ny tenin’ny faminaniana amin’ity horonam-boky ity: Raha misy manampy+ ireo zavatra ireo, dia hampian’Andriamanitra ny loza+ voasoratra ato amin’ity horonam-boky ity ho azy.
2 Aza ampiana ny teny andidiako anareo ary aza anesorana,+ mba hitandremanareo ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo.
18 “Izao no ambarako amin’izay rehetra mandre ny tenin’ny faminaniana amin’ity horonam-boky ity: Raha misy manampy+ ireo zavatra ireo, dia hampian’Andriamanitra ny loza+ voasoratra ato amin’ity horonam-boky ity ho azy.