FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 24:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Ary nitso-drano an’i Rebeka izy ireo hoe: “Ry anabavinay ô, ho tonga an’alinalina inarivoarivo anie ianao, ary aoka ho azon’ny taranakao ny vavahadin’izay mankahala azy!”+

  • Mpitsara 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Tsy teo intsony ireo mponina tany ambanivohitra, tsy teo amin’ny Israely intsony ireny,+

      Mandra-pitsangako, izaho Debora,+

      Mandra-pitsangako ho reny teo amin’ny Israely.+

  • Romanina 2:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Fa ny ao anaty no maha Jiosy azy,+ ary voafora fo+ izy ka ny fanahy no namorana azy, fa tsy ny fehezan-dalàna an-tsoratra.+ Koa tsy avy amin’ny olona, fa avy amin’Andriamanitra, ny fiderana+ izany olona izany.+

  • 1 Petera 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 fa aoka kosa ho ilay toetra+ miafina ao am-po, izay toy ny manao fitafiana tsy mety simba,+ dia ny toetra tony sy malemy paika,+ izay tena sarobidy eo imason’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara