Ohabolana 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mampisy fifandirana ny tenin’ny tsisy saina,+ ary mahatonga azy ho voakapoka ny vavany.+ Ohabolana 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Voninahitra ho an’ny olona ny tsy mifamaly,+ fa ny adala rehetra kosa vao mainka miditra amin’ny fifamaliana.+ Ohabolana 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aza maika hitory olona eo anatrehan’ny fitsarana, fa sao ho very hevitra ianao amin’ny farany rehefa manao izay hahafa-baraka anao ilay namanao.+
3 Voninahitra ho an’ny olona ny tsy mifamaly,+ fa ny adala rehetra kosa vao mainka miditra amin’ny fifamaliana.+
8 Aza maika hitory olona eo anatrehan’ny fitsarana, fa sao ho very hevitra ianao amin’ny farany rehefa manao izay hahafa-baraka anao ilay namanao.+