Nehemia 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ny Levita dia namaky+ mafy an’ilay boky, izany hoe ny lalàn’Andriamanitra, ka namelabelatra sy nanazava ny heviny. Dia nataon’izy ireo azon’ny olona tsara izay novakina.+ Salamo 49:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hilaza tenim-pahendrena ny vavako.+Ary hevi-dalina* no hosaintsainiko ato am-poko.+ Ohabolana 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena,+ ary ny fahalalana an’Ilay Masina Indrindra no atao hoe fahiratan-tsaina.+
8 Ary ny Levita dia namaky+ mafy an’ilay boky, izany hoe ny lalàn’Andriamanitra, ka namelabelatra sy nanazava ny heviny. Dia nataon’izy ireo azon’ny olona tsara izay novakina.+
10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena,+ ary ny fahalalana an’Ilay Masina Indrindra no atao hoe fahiratan-tsaina.+