2 Tantara 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah izy,+ sady nanao hoatran’izay nataon’i Davida razambeny.+ Nanaraka an-tsakany sy an-davany ny didin’Andriamanitra izy.+ Salamo 44:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izany rehetra izany no manjo anay, nefa tsy manadino anao izahay,+Ary tsy mivadika amin’ny fifanekena nataonao taminay.+ Ohabolana 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Anaka, aza manadino ny lalàko,+ ary aoka ny fonao hitandrina ny didiko,+
2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah izy,+ sady nanao hoatran’izay nataon’i Davida razambeny.+ Nanaraka an-tsakany sy an-davany ny didin’Andriamanitra izy.+
17 Izany rehetra izany no manjo anay, nefa tsy manadino anao izahay,+Ary tsy mivadika amin’ny fifanekena nataonao taminay.+