Ohabolana 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mitete tahaka ny toho-tantely ny molotry ny vehivavy vahiny,+ ary malama noho ny menaka ny vavany.+ Ohabolana 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 mba hiarovany anao amin’ny vehivavy vahiny+ sy amin’ny vehivavy hafa firenena, izay manao teny malefaka.+
3 Mitete tahaka ny toho-tantely ny molotry ny vehivavy vahiny,+ ary malama noho ny menaka ny vavany.+
5 mba hiarovany anao amin’ny vehivavy vahiny+ sy amin’ny vehivavy hafa firenena, izay manao teny malefaka.+