Salamo 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hotsarainy araka ny rariny ny tany lonaka,+Ary hotsarainy araka ny hitsiny ireo firenena.+ Salamo 98:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka hanandra-peo ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy,+Ary ny tany lonaka sy izay monina eo aminy.+
7 Aoka hanandra-peo ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy,+Ary ny tany lonaka sy izay monina eo aminy.+