Ohabolana 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izay manarona fahadisoana dia mitady fitiavana,+ fa izay mbola miresaka momba ny raharaha efa nivalona kosa mampisaraka ny tena mpinamana.+ 1 Korintianina 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny fitiavana+ mahari-po+ sy tsara fanahy.+ Ny fitiavana tsy mialona,+ tsy mirehareha,+ tsy mieboebo,+ 1 Petera 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ambonin’ny zavatra rehetra, dia mifankatiava fatratra,+ satria manarona fahotana maro be ny fitiavana.+
9 Izay manarona fahadisoana dia mitady fitiavana,+ fa izay mbola miresaka momba ny raharaha efa nivalona kosa mampisaraka ny tena mpinamana.+
4 Ny fitiavana+ mahari-po+ sy tsara fanahy.+ Ny fitiavana tsy mialona,+ tsy mirehareha,+ tsy mieboebo,+
8 Ambonin’ny zavatra rehetra, dia mifankatiava fatratra,+ satria manarona fahotana maro be ny fitiavana.+