FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hoy i Harbona,+ tandapan’ny+ mpanjaka: “Misy tsato-kazo+ mirefy dimampolo hakiho mitsangana ao akaikin’ny tranon’i Hamana. Nasain’i Hamana natao izy io mba hanantonana an’i Mordekay izay nilaza zavatra nahasoa ny mpanjaka.”+ Dia hoy ny mpanjaka: “Ahantony eo amin’izany i Hamana.”+

  • Ohabolana 21:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny ratsy fanahy no anavotana ny olo-marina,+ ary hisolo toerana ny olo-mahitsy ny mpivadika.+

  • Daniela 6:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary nanome baiko ny mpanjaka, dia nalaina ireo lehilahy niampanga an’i Daniela+ ka natsipy tao an-davaky ny liona,+ niaraka tamin’ny vady aman-janany.+ Tsy nipaka tamin’ny fanambanin’ilay lavaka akory izy ireo dia efa norambasan’ny liona, ka nopotipotehiny daholo ny taolan’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara