Salamo 54:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hamaly ny ratsy nataon’ny fahavaloko izy.+Ataovy mangina ireny noho ny fahamarinanao.+ Isaia 38:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nampitony ny tenako aho mandra-maraina.+Toy ny liona mihitsy izy manapatapaka ny taolako+ rehetra.Atolotrao ho azom-pahoriana aho,+ hatramin’ny maraina ka hatramin’ny alina.
13 Nampitony ny tenako aho mandra-maraina.+Toy ny liona mihitsy izy manapatapaka ny taolako+ rehetra.Atolotrao ho azom-pahoriana aho,+ hatramin’ny maraina ka hatramin’ny alina.