Ohabolana 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Loharanon’aina ny vavan’ny olo-marina,+ fa fikasana hampiasa herisetra kosa no fonosin’ny tenin’ny ratsy fanahy.+ Ohabolana 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Toy ny rano lalina ny hevitra ao am-pon’ny olona,+ fa izay manana fahaiza-manavaka kosa mahay manovo azy ihany.+
11 Loharanon’aina ny vavan’ny olo-marina,+ fa fikasana hampiasa herisetra kosa no fonosin’ny tenin’ny ratsy fanahy.+
5 Toy ny rano lalina ny hevitra ao am-pon’ny olona,+ fa izay manana fahaiza-manavaka kosa mahay manovo azy ihany.+