7 Any ianareo no hihinana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo,+ sy hifaly amin’izay rehetra ataonareo,+ dia ianareo sy ny ankohonanareo, satria efa notahin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.
18 Ny zavatra tsara indrindra hitako, eny, izay tena tsara ho an’ny olona, dia ny mihinana sy misotro ary mifaly noho ny asa mafy+ nisasarany tetỳ ambanin’ny masoandro, mandritra ny androm-piainana nomen’Andriamanitra azy, fa izany no valisoany.