FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary hoy koa i Jehovah Andriamanitra: “Tsy tsara raha irery foana ralehilahy. Hanao mpanampy ho azy aho, ho famenony.”+

  • 1 Samoela 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nankany amin’i Davida tao Horesa i Jonatana zanak’i Saoly, mba hanamafy ny fatokisan’i Davida an’Andriamanitra.+

  • Ohabolana 27:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny vy no mampaharanitra ny vy, ary olona ihany koa no mampaharanitra ny tarehin’ny olona.+

  • Asan’ny Apostoly 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha mbola teo am-panompoana+ an’i Jehovah izy ireo ho fanasoavana ny besinimaro sady mbola nifady hanina, dia hoy ny fanahy masina: “Amin’ny olona rehetra dia i Barnabasy sy Saoly+ no atokàny ho ahy mba hanao ny asa niantsoako azy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara