FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 ka hoy aho anakampo:+ ‘Hidina hamely ahy eto Gilgala izao ny Filistinina, nefa izaho mbola tsy nampitony an’i Jehovah.’ Koa voatery nanolotra ny sorona dorana aho.”+

  • 1 Samoela 15:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa hoy i Samoela: “Ny fanatitra dorana sy sorona ve no sitrak’i Jehovah+ kokoa noho ny mankatò ny tenin’i Jehovah? Ny mankatò+ no tsara kokoa noho ny sorona,+ ary ny mihaino no tsara kokoa noho ny tavin’ondrilahy.+

  • Ohabolana 21:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Zava-maharikoriko ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+ mainka moa raha olona manana fitondran-tena baranahiny no manatitra izany.+

  • Isaia 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aza mitondra fanatitra+ varimbazaha intsony, fa tsy misy dikany ireny. Ary zava-maharikoriko amiko ny emboka manitra.+ Mankalaza tsinam-bolana+ sy mitandrina sabata+ ianareo, ary mandamina fivoriambe.+ Tsy zakako anefa ny ataonareo, satria sady mampiasa herin’ny maizina+ ianareo no manao fivoriambe manetriketrika.

  • Hosea 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hatsaram-panahy feno fitiavana mantsy no sitrako+ fa tsy sorona,+ ary fahalalana an’Andriamanitra fa tsy fanatitra dorana manontolo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara