Mpitoriteny 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary fantatro koa fa tokony hihinana sy hisotro ary hifaly noho ny asa mafy nisasarany ny olona rehetra.+ Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.+ Jakoba 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Avy any ambony+ ny fanomezana+ tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, satria midina avy any amin’ny Rain’ny fahazavana* eny amin’ny lanitra+ izany. Tsy miovaova toy ny fihodinan’ny aloka izy.+
13 Ary fantatro koa fa tokony hihinana sy hisotro ary hifaly noho ny asa mafy nisasarany ny olona rehetra.+ Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.+
17 Avy any ambony+ ny fanomezana+ tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, satria midina avy any amin’ny Rain’ny fahazavana* eny amin’ny lanitra+ izany. Tsy miovaova toy ny fihodinan’ny aloka izy.+