Genesisy 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary i Jehovah Andriamanitra namorona ny olona avy tamin’ny vovoky+ ny tany,+ sady nitsoka fofonaina nankao am-bavorony,+ ka lasa zavamananaina* ny olona.+ Salamo 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hitany mantsy fa maty koa na ny hendry aza,+Ary samy maty daholo na ny adala na ny tsy misaina,+Ka hamela ny fananany ho an’olon-kafa.+
7 Ary i Jehovah Andriamanitra namorona ny olona avy tamin’ny vovoky+ ny tany,+ sady nitsoka fofonaina nankao am-bavorony,+ ka lasa zavamananaina* ny olona.+
10 Hitany mantsy fa maty koa na ny hendry aza,+Ary samy maty daholo na ny adala na ny tsy misaina,+Ka hamela ny fananany ho an’olon-kafa.+