Mpitoriteny 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Efa hitako daholo ny zava-drehetra, nandritra ny fiainana poakaty nananako.+ Misy olo-marina maty nefa nanao ny tsara,+ ary misy ratsy fanahy ela velona nefa manao ratsy.+ Matio 27:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hoy i Pilato: “Inona àry no hataoko amin’i Jesosy, ilay antsoina hoe Kristy?” Dia hoy izy rehetra: “Aoka hofantsihana amin’ny hazo fijaliana izy!”+
15 Efa hitako daholo ny zava-drehetra, nandritra ny fiainana poakaty nananako.+ Misy olo-marina maty nefa nanao ny tsara,+ ary misy ratsy fanahy ela velona nefa manao ratsy.+
22 Ary hoy i Pilato: “Inona àry no hataoko amin’i Jesosy, ilay antsoina hoe Kristy?” Dia hoy izy rehetra: “Aoka hofantsihana amin’ny hazo fijaliana izy!”+