Mpitoriteny 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy takatry ny saina sady lalina dia lalina ny zava-mitranga rehetra. Iza no mahafantatra izany?+ Mpitoriteny 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Toy ny tsy ahalalanao ny lalan’ny hery mamelona, izay ao amin’ny taolan’ny zaza ao an-kibon’ny vehivavy,+ no tsy ahafantaranao ny asan’Andriamanitra izay manao ny zava-drehetra.+ Daniela 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy izy: “Mandehana, ry Daniela ô, satria nohazonina ho zava-miafina ny teny, sady nasiana tombo-kase mandra-pahatongan’ny fotoanan’ny farany.+
5 Toy ny tsy ahalalanao ny lalan’ny hery mamelona, izay ao amin’ny taolan’ny zaza ao an-kibon’ny vehivavy,+ no tsy ahafantaranao ny asan’Andriamanitra izay manao ny zava-drehetra.+
9 Dia hoy izy: “Mandehana, ry Daniela ô, satria nohazonina ho zava-miafina ny teny, sady nasiana tombo-kase mandra-pahatongan’ny fotoanan’ny farany.+