7 Any ianareo no hihinana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo,+ sy hifaly amin’izay rehetra ataonareo,+ dia ianareo sy ny ankohonanareo, satria efa notahin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.
66 Ary tamin’ny andro fahavalo, dia nalefany ny vahoaka.+ Dia nitso-drano ny mpanjaka ny vahoaka, ary samy nandeha nody. Koa faly+ sy ravoravo erỳ ny fon’izy ireo,+ noho ny soa+ rehetra nataon’i Jehovah tamin’i Davida mpanompony sy ny Israely olony.