Mpitoriteny 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny zavatra tsara indrindra hitako, eny, izay tena tsara ho an’ny olona, dia ny mihinana sy misotro ary mifaly noho ny asa mafy+ nisasarany tetỳ ambanin’ny masoandro, mandritra ny androm-piainana nomen’Andriamanitra azy, fa izany no valisoany.
18 Ny zavatra tsara indrindra hitako, eny, izay tena tsara ho an’ny olona, dia ny mihinana sy misotro ary mifaly noho ny asa mafy+ nisasarany tetỳ ambanin’ny masoandro, mandritra ny androm-piainana nomen’Andriamanitra azy, fa izany no valisoany.