Joba 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ny olona atera-behivavy+Dia fohy andro iainana+ sady mitebiteby lava.+ Salamo 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia inona moa izay olombelona mety maty+ no tsaroanao?+Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+
4 Dia inona moa izay olombelona mety maty+ no tsaroanao?+Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+