Habakoka 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ampiakariny amin’ny lelam-pintana+ izy rehetra, ka sintoniny amin’ny harato tarihina, ary angoniny ao anatin’ny haratony.+ Izany no mahatonga azy ho faly sy ravoravo.+
15 Ampiakariny amin’ny lelam-pintana+ izy rehetra, ka sintoniny amin’ny harato tarihina, ary angoniny ao anatin’ny haratony.+ Izany no mahatonga azy ho faly sy ravoravo.+