Ohabolana 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 mandra-pitsatoky ny zana-tsipìka eo amin’ny atiny.+ Ary toy ny vorona misosososo mankao anaty fandrika izy,+ nefa tsy fantany fa haningotra ny ainy* izany.+
23 mandra-pitsatoky ny zana-tsipìka eo amin’ny atiny.+ Ary toy ny vorona misosososo mankao anaty fandrika izy,+ nefa tsy fantany fa haningotra ny ainy* izany.+