FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 3:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary malemy aho androany na dia voahosotra+ ho mpanjaka aza. Fa amiko dia masiaka loatra+ ireo lehilahy zanak’i Zeroia+ ireo. I Jehovah anie hamaly ilay mpanao ratsy araka ny faharatsiany ihany!”+

  • Ohabolana 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy sahaza ny tsisy saina ny zavatra mirenty.+ Ary vao mainka tsy mety raha ny mpanompo indray no hibaiko andriana!+

  • Ohabolana 30:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ny eo ambany fahefan’ny mpanompo izay lasa mpanjaka,+ ny eo ambany fahefan’ny tsisy saina izay lasa manana sakafo ampy,+

  • Isaia 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia samy ho lozabe amin’ny namany avy ny olona.+ Ny zatovolahy hitratrevatreva amin’ny lahiantitra,+ ary ny olon-tsotra hitratrevatreva amin’ny olona tokony hohajaina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara