5 Ary tonga hatrany Bahorima+ i Davida Mpanjaka. Dia nivoaka avy ao ny lehilahy iray anisan’ny havan’i Saoly. Simey no anarany,+ ary zanak’i Gera izy. Nivoaka avy ao izy sady nanozona.+
65 Dia nisy nanomboka nandrora+ azy sy nanarona ny tarehiny ka nanisy totohondry azy sady nilaza hoe: “Maminania!” Ary namely tehamaina azy ny mpampihatra didim-pitsarana ka nitondra azy.+