Tononkiran’i Solomona 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Hanoroka ahy amin’ny molony anie izy.+ Fa tsara noho ny divay ny fanehoam-pitiavanao.+ Tononkiran’i Solomona 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Andao isika hifoha maraina ho any an-tanimboaloboka, mba hahitantsika raha mitsimoka ny voaloboka,+ ary mivelatra ny vonin’ny zavamaniry,+ na efa mamelana ny ampongabendanitra.+ Any no hanehoako ny fitiavako anao.+
12 Andao isika hifoha maraina ho any an-tanimboaloboka, mba hahitantsika raha mitsimoka ny voaloboka,+ ary mivelatra ny vonin’ny zavamaniry,+ na efa mamelana ny ampongabendanitra.+ Any no hanehoako ny fitiavako anao.+