Tononkiran’i Solomona 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mamy erỳ ny fanehoam-pitiavanao+ rahavako, ry ilay ampakariko! Tsara lavitra noho ny divay ny fanehoam-pitiavanao, ary mamerovero lavitra noho ny karazan-java-manitra rehetra ny hanitry ny menakao!+
10 Mamy erỳ ny fanehoam-pitiavanao+ rahavako, ry ilay ampakariko! Tsara lavitra noho ny divay ny fanehoam-pitiavanao, ary mamerovero lavitra noho ny karazan-java-manitra rehetra ny hanitry ny menakao!+