FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nifandimby nankao amin’i Ahasoerosy Mpanjaka ny tovovavy tsirairay, rehefa tapitra ny roa ambin’ny folo volana fikarakarana ny bika aman’endriny. Izany mantsy no fe-potoana fanorana ny vehivavy, ka enim-bolana izy miotra amin’ny menaka miora,+ enim-bolana miotra amin’ny menaka balsama,+ ary karakaraina tsara ny bika aman’endriny.

  • Tononkiran’i Solomona 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Manitra mamerovero ny menakao.+ Sahala amin’ny menaka araraka ny anaranao,+ koa izany no itiavan’ny ankizivavy anao.

  • Tononkiran’i Solomona 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Raha mbola eo an-databany boribory ny mpanjaka, dia efa mamoaka hanitra mamerovero+ ny narda+ atỳ amiko.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara