Ohabolana 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Efa nofafazako miora sy aloesy ary kanelina koa ny fandrianako.+ Tononkiran’i Solomona 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Inona irỳ zavatra miakatra avy any an-tany efitra irỳ?+ Tahaka ny setroka no fahitana azy, sady misy miora sy ditin-kazo manitra ary karazana vovo-java-manitra rehetra fitondran’ny mpivarotra.”+ Lioka 7:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary nisy vehivavy anankiray nalaza ho mpanota tao amin’ilay tanàna. Fantatr’io vehivavy io fa nandry ilika nisakafo tao an-tranon’ilay Fariseo i Jesosy, ka nitondra tavoahangy vatosanga+ nisy menaka manitra izy.
6 “Inona irỳ zavatra miakatra avy any an-tany efitra irỳ?+ Tahaka ny setroka no fahitana azy, sady misy miora sy ditin-kazo manitra ary karazana vovo-java-manitra rehetra fitondran’ny mpivarotra.”+
37 Ary nisy vehivavy anankiray nalaza ho mpanota tao amin’ilay tanàna. Fantatr’io vehivavy io fa nandry ilika nisakafo tao an-tranon’ilay Fariseo i Jesosy, ka nitondra tavoahangy vatosanga+ nisy menaka manitra izy.