1 Samoela 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary raiki-pitia tamin’i Davida i Mikala+ zanakavavin’i Saoly. Koa nolazaina tamin’i Saoly izany, ka sitrany. Isaia 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hanao hira ho an’ny malalako aho, dia hira momba an’ilay malalako sy ny tanimboalobony.+ Nanana tanimboaloboka teo amin’ny tehezan-kavoana iray mahavokatra ny malalako.
20 Ary raiki-pitia tamin’i Davida i Mikala+ zanakavavin’i Saoly. Koa nolazaina tamin’i Saoly izany, ka sitrany.
5 Hanao hira ho an’ny malalako aho, dia hira momba an’ilay malalako sy ny tanimboalobony.+ Nanana tanimboaloboka teo amin’ny tehezan-kavoana iray mahavokatra ny malalako.