4 Ary ilay fehiloha tsara tarehy izay tsy inona fa voninkazo mihamalazo+ anaovan’ilay lohasaha lonaka, dia ho toy ny aviavy+ vokatra voalohany izay masaka alohan’ny fahavaratra. Izay mahita azy ka mihazona azy eny an-tanana, dia handrapaka azy avy hatrany.