Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Nehemia 9:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Rariny+ ny anao matoa manjo anay izao rehetra izao. Hita tamin’izay nataonao fa tsy mivadika+ ianao, fa izahay kosa no nanao ratsy.+ Salamo 89:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoderain’ny lanitra ny zava-mahagaga nataonao, Jehovah ô,+Eny, hoderaina eo anivon’ny fiangonan’ireo masina ny tsy fivadihanao.
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
33 Rariny+ ny anao matoa manjo anay izao rehetra izao. Hita tamin’izay nataonao fa tsy mivadika+ ianao, fa izahay kosa no nanao ratsy.+
5 Hoderain’ny lanitra ny zava-mahagaga nataonao, Jehovah ô,+Eny, hoderaina eo anivon’ny fiangonan’ireo masina ny tsy fivadihanao.