FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 72:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hahavokatra be ny tany,+

      Ary na eny an-tampon-tendrombohitra aza dia ho be ny vokatra.+

      Ho betsaka toy ny any Libanona ny vokatry ny taniny,+

      Ary hiroborobo toy ny ahitra amin’ny tany ny olona ao an-tanàna.+

  • Salamo 85:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hitsimoka avy amin’ny tany ny fahitsiana,+

      Ary ny fahamarinana hitazana avy any an-danitra.+

  • Salamo 85:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hanome zava-tsoa i Jehovah,+

      Ary hahavokatra ny taninay.+

  • Salamo 104:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+

      Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+

      Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+

  • Jeremia 31:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia ho avy tokoa izy ireo ka hihoby eny amin’ny havoanan’i Ziona.+ Ary ho miramirana izy ireo noho ny hatsaran-toetran’i Jehovah+ sy noho ny varimbazaha sy ny divay+ vaovao sy ny menaka sy ny zanaky ny ondry aman’osy ary ny zanak’omby.+ Ho toy ny tanimboly azon-drano tsara+ izy ireo, ka tsy ho osa intsony.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara