Mpitoriteny 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mitondra fifaliana ho an’ny mpiasa ny sakafo ary maharavoravo ny divay,+ fa ny vola kosa no ahazoana ny zava-drehetra.+ Isaia 55:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo rehetra tsy manam-bola, avia ka mividiana, ary mihinàna!+ Eny, avia mividy divay+ sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsisy sarany.+
19 Mitondra fifaliana ho an’ny mpiasa ny sakafo ary maharavoravo ny divay,+ fa ny vola kosa no ahazoana ny zava-drehetra.+
55 Ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo rehetra tsy manam-bola, avia ka mividiana, ary mihinàna!+ Eny, avia mividy divay+ sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsisy sarany.+