FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 59:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa mihosin-dra ny felatananareo,+ ary feno fahadisoana ny rantsantananareo. Miteny lainga+ ny molotrareo, ary mingonongonona tsy fahamarinana ny lelanareo.+

  • Jeremia 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ny lelany no ataony toy ny tsipìka andefasany lainga.+ Malaza ho mpivadika izy ireo ao amin’ilay tany.

      “Miharatsy foana izy ireo, ary tsy raharahainy aho”,+ hoy i Jehovah.

  • Hosea 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa mihabetsaka ny fanozonana+ sy ny famitahana+ sy ny vonoan’olona+ sy ny halatra+ ary ny fanitsakitsaham-bady,+ sady misesisesy ny fandatsahan-dra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara