Hosea 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy mba nieritreritra anefa izy ireo+ hoe hotsarovako ny faharatsiany rehetra.+ Efa manodidina azy ny ratsy ataony,+ ary eo anatrehako izany.+ Mika 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mahery setra be ny mpanankarenany, mandainga ny mponina ao aminy,+ ary feno fitaka ny lelan’izy ireo.+
2 Tsy mba nieritreritra anefa izy ireo+ hoe hotsarovako ny faharatsiany rehetra.+ Efa manodidina azy ny ratsy ataony,+ ary eo anatrehako izany.+
12 Mahery setra be ny mpanankarenany, mandainga ny mponina ao aminy,+ ary feno fitaka ny lelan’izy ireo.+