FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Io tany io no mandefa iraka+ izay handeha eny ambony ranomasina sy handeha lakan-jozoro eny ambony rano, ka manao hoe: “Ry iraka haingam-pandeha! Mandehana any amin’ny firenena lava ranjanana sy malama hoditra, dia vahoaka mampahatahotra ny olona hatraiza hatraiza, sady firenena mafy toto sy mpanitsakitsaka. Ary efa nofaohin’ny renirano koa ny taniny.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara