3 Nitondra kalesy+ roanjato sy arivo, sy mpitaingin-tsoavaly enina alina i Sisaka, ary tsy hita isa+ ny olona niaraka taminy avy any Ejipta, dia ny Libyanina+ sy ny Sokita ary ny Etiopianina.+
8 Tsy tafika lehibe ve ny Etiopianina+ sy ny Libyanina,+ izay nanana miaramila maro be sy kalesy ary mpitaingin-tsoavaly?+ Kanefa noho ianao niantehitra tamin’i Jehovah, dia natolony teo an-tananao ireny.+