Levitikosy 26:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hampisy fiadanana eo amin’ilay tany aho,+ ka hatory ianareo nefa tsy hisy hampangovitra anareo.+ Tsy havelako hiditra eo amin’ny taninareo intsony ny bibidia masiaka,+ ary tsy hisy sabatra hitety ny taninareo.+
6 Dia hampisy fiadanana eo amin’ilay tany aho,+ ka hatory ianareo nefa tsy hisy hampangovitra anareo.+ Tsy havelako hiditra eo amin’ny taninareo intsony ny bibidia masiaka,+ ary tsy hisy sabatra hitety ny taninareo.+