2 Tantara 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary niteny mafy+ izy ireo+ ka nanao fitenin’ny Jiosy+ tamin’ny mponin’i Jerosalema izay teny ambony manda, mba hampitahotra+ sy hampisahotaka azy, ka hahafahan’izy ireo hamabo ilay tanàna.
18 Ary niteny mafy+ izy ireo+ ka nanao fitenin’ny Jiosy+ tamin’ny mponin’i Jerosalema izay teny ambony manda, mba hampitahotra+ sy hampisahotaka azy, ka hahafahan’izy ireo hamabo ilay tanàna.