Deoteronomia 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 dia hiavonavona ny fonao+ ka hohadinoinao i Jehovah Andriamanitrao izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny trano fanandevozana.+ Isaia 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Mitsangàna, ry vehivavy miadana, ka henoy ny teniko!+ Henoy izay lazaiko, ry zanakavavy tsy miraharaha! Ezekiela 16:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Izao no fahadisoan’i Sodoma rahavavinao: Nirehareha+ izy sy ireo tanàna niankina taminy,+ betsaka ny sakafony,+ tsy niraharaha+ sy tsy rototra izy ireo, sady tsy nanampy ny ory+ sy ny mahantra.+
14 dia hiavonavona ny fonao+ ka hohadinoinao i Jehovah Andriamanitrao izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny trano fanandevozana.+
9 “Mitsangàna, ry vehivavy miadana, ka henoy ny teniko!+ Henoy izay lazaiko, ry zanakavavy tsy miraharaha!
49 Izao no fahadisoan’i Sodoma rahavavinao: Nirehareha+ izy sy ireo tanàna niankina taminy,+ betsaka ny sakafony,+ tsy niraharaha+ sy tsy rototra izy ireo, sady tsy nanampy ny ory+ sy ny mahantra.+