Genesisy 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hataoko misy firenena lehibe avy aminao. Hitahy anao aho, ary hataoko malaza ny anaranao. Koa aoka ianao ho fitahiana ho an’ny olona.+ Genesisy 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hotsaraiko anefa ilay firenena hotompoin’izy ireo.+ Ary hivoaka hitondra zava-tsoa maro izy ireo aorian’izany.+ Josoa 21:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Tsy nisy tsy tanteraka na iray aza ny zava-tsoa rehetra nampanantenain’i Jehovah tamin’ny taranak’Israely, fa tanteraka avokoa izy rehetra.+ 1 Mpanjaka 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hoy i Solomona: “Isaorana i Jehovah+ Andriamanitry ny Israely, fa ny vavany no efa nilaza tamin’i Davida+ raiko, ary ny tanany no efa nanatanteraka izany!+ Hoy mantsy Izy:
2 Ary hataoko misy firenena lehibe avy aminao. Hitahy anao aho, ary hataoko malaza ny anaranao. Koa aoka ianao ho fitahiana ho an’ny olona.+
14 Hotsaraiko anefa ilay firenena hotompoin’izy ireo.+ Ary hivoaka hitondra zava-tsoa maro izy ireo aorian’izany.+
45 Tsy nisy tsy tanteraka na iray aza ny zava-tsoa rehetra nampanantenain’i Jehovah tamin’ny taranak’Israely, fa tanteraka avokoa izy rehetra.+
15 Ary hoy i Solomona: “Isaorana i Jehovah+ Andriamanitry ny Israely, fa ny vavany no efa nilaza tamin’i Davida+ raiko, ary ny tanany no efa nanatanteraka izany!+ Hoy mantsy Izy: