FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 107:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Manova ny renirano ho tany efitra Andriamanitra,+

      Ny loharano ovany ho tany karakaina,+

  • Isaia 37:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Handavaka aho ka hisotro rano,

      Ary ny faladiako no handritako ny lakandrano rehetran’i Neily+ any Ejipta.’+

  • Isaia 44:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Eny, izaho Ilay miteny amin’ny rano lalina hoe: ‘Aoka ianao ho maina ka ho lasa etona, ary hataoko ritra ny reniranonao rehetra’,+

  • Isaia 50:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nahoana no tsy nisy olona rehefa tonga aho,+ ary tsy nisy namaly rehefa niantso aho?+ Nanjary fohy loatra angaha ny tanako ka tsy mahavotra,+ sa tsy manan-kery hamonjena aho? Teneniko mafy+ fotsiny anefa ny ranomasina dia ritra,+ ary ovako ho tany efitra ny renirano.+ Maimbo ny trondrony fa tsy misy rano, ary matin’ny hetaheta izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara