FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 13:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia ho rava toy ny nanaovan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora+ i Babylona, ilay ravak’ireo fanjakana,+ ilay hatsaran-tarehin’ny Kaldeanina+ sy reharehany.

  • Isaia 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 dia ataovy izao teny fanarabiana ny mpanjakan’i Babylona izao:

      “Oadray! Nitsahatra tsy nanery ny olona hiasa intsony angaha izato izy, ka nitsahatra ny fampahoriana!+

  • Apokalypsy 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary voasoratra teo amin’ny handriny izao anarana izao, izay zava-miafina:+ “Babylona Lehibe, renin’ny mpivaro-tena+ sy ny zava-maharikoriko amin’ny tany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara