17 “Mandreraka an’i Jehovah ianareo amin’ny teninareo,+ nefa hoy ianareo: ‘Nahoana izahay no lazaina fa mandreraka azy?’ Noho ianareo milaza hoe: ‘Izay rehetra manao ratsy dia tsara eo imason’i Jehovah, sady mahafinaritra azy’,+ na hoe: ‘Aiza ilay Andriamanitra tia rariny?’”+